Entry | 1 mahery setra |
Elementary words | 2 mahery, 3 setra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [1.1] |
Explanations in English |
6 unkind, overbearing, brutal [1.7] |
Explanations in French |
7 brutal, arrogant [1.8] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |